Ny fitiavana
Nampidirin'i unicam | 16 Feb, 2008Mba mahagaga ahy ihany,
fa natao hisy ny fitiavana,saingy maro no tsy liana aminy.
Betsaka ihany koa no manararaotra,hany ka lasa mifankatia hatramin'ny lahy samy lahy,ny vavy samy vavy.
Tsy hita be ihany eh.mifangaroharo be eo izy ity,satria tsy azo atao koa ny manakana ny olona iray amin'izay tiany.
Resa-pitiavana koa io dia sarotra be ny miditra amin'izany.
Ny mijery fotsiny no azo atao.
Ndeha atao hoe................ (tohiny)